|
|
|
|

Entry (1/3)1 fen' akoho
Elementary words  2fe, 3akoho
Part of speech  4 locution
Explanations in English  5drumstick of a chicken. [1.7]
Explanations in French  6cuisse de poule. [1.8]
Vocabulary  7 Economy: food

Entry (2/3)8 fenakoho
Elementary words  9fe
Part of speech  10 noun
Explanations in Malagasy  11Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao. [1.1]
Explanations in French  12Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux. [Betsimisaraka] [1.196]
Examples  13 raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436#]

Entry (3/3)14 fenakoho
Elementary words  15fe
Part of speech  16 noun
Explanations in English  17A shrub. [Betsimisaraka] [1.2]
Explanations in French  18Arbuste non identifié. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  19 Botany

Anagrams  20 fenakoho, fen' akoho

Updated on 2025/11/06